| Entry (1/2) | 1 misintona |
| Root | 2 sintona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
5 Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano 6 Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1] |
| Examples |
7 Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 13 misintòna |
| Root | 14 sintona |
| Part of speech | 15 imperative of active verb misintona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 16 misintòna, misintona |
| Updated on 2025/11/13 |
|