| Entry (1/2) | 1 fanintona |
| Root | 2 sintona |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manintona Azo sintonina [1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fanintona |
| Root | 6 sintona |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [1.1] 9 aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [1.13] |
| Explanations in French |
10 convulsion [1.13] |
| Vocabulary | 11 Health |
| Synonyms | 12 fanintontsintona |
| Anagrams | 13 fanintona, 14 fanontany |
| Updated on 2025/09/12 |
|