| Entry (1/2) | 1 manintona |
| Root | 2 sintona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby
5 Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~ 6 Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa 7 Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 12 manasintona |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 14 manintòna |
| Root | 15 sintona |
| Part of speech | 16 imperative of active verb manintona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 17 manintòna, manintona, 18 manontany |
| Updated on 2025/11/13 |
|