Entry | 1 mihasimba |
Root | 2 simba |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 Se détériorer peu à peu [Vezo]
[1.68] |
Examples |
5 raha mihasimba ny fahaizana azy dia ho sahirana isika.
[2.285]
6 Ary farany, mba efa noeritreretina ve fa mihasimba tsikelikely ary tsy misy fanafany ny toetry ny fifanakalozana ara-tsosialy, vokatry ny tsy fanajana ny sampan-draharaha najoron' ny lalàna hampihatra azy? [4.27] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |