| Entry | 1 simbana |
| Root | 2 simba |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay.
5 Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny. 6 Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy. 7 Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy. [1.1] |
| Explanations in French |
8 qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais.
[1.3] |
| Examples |
9 Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo
[2.117]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 sambany, 16 simbana |
| Updated on 2025/11/11 |
|