|
|
|
|

Entry (1/3)1  manimba
Root  2 simba
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana.
5 Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany.
6 Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto. [1.1]
Explanations in French  7 endommager, dégrader, détruire. [1.13]
Examples  8  ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina! [2.470]
9  manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14 manimba karama
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/3)16  manimba
Root  17 simba
Part of speech  18  adjective
Explanations in French  19 nocif. [1.13]

Entry (3/3)20  manim
Root  21 simba
Part of speech  22  imperative of active verb manimba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  23 mambañy, 24 mañamby, manamby, 25 manimba, manimbà

Updated on 2025/11/12