| Entry | 1 savarano |
| Elementary words | 2sava, 3rano |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo.
6(sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana. [1.1] |
| Analogs | 7 antsitrika, 8 lomano, 9 ranotsilany, 10 tsikaroka, 11 tsipysandry |
| Updated on 2025/11/02 |
|