| Entry | 1 satroka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satroka ahibano, satroka ba, satroka bonetra, satro-bory, satroka harona, satroka jaomalanga, satroka jobo, satroka kasikety, satroka panama, satroka penjy, satroka tavimandry, satroka valalamihoatra, satroka fito rantsana [1.1] |
| Explanations in English |
4 a hat [1.7] |
| Explanations in French |
5 chapeau [1.8] |
| Examples |
6 Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 24 23 combinations of this word |
| Proverbs | 25 Proverbs containing that word |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 26 koartsa, 27 kosatra, 28 rotsaka, 29 satroka, 30 sokatra, 31 trosaka, 32 tsoraka |
| Updated on 2025/10/08 |
|