| Entry | 1 manatroka |
| Root | 2 satroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 manasatroka |
| Anagrams | 10 manakotra, manakòtra, 11 manatroka, 12 mañokatra, manokatra, 13 manotraka |
| Updated on 2025/10/18 |
|