| Entry | 1 manasatroka |
| Root | 2 satroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina).
[1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 manatroka |
| Updated on 2025/09/12 |
|