Entry fisatroka (satroka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok' ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana no ataony ao aoriana [Rajemisa 1985]

2009/02/23