| Entry | 1 sarimpapango |
| Elementary words | 2 sary, 3 papango |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny [1.1] |
| Vocabulary | 6 Game |
| Analogs | 7 papangohazo |
| Updated on 2025/09/12 |
|