Entry papangohazo
Elementary words papango ; hazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin' ny rivotra manidina (atao koa hoe sarimpapango) [1.1]
Explanations in French Cerf-volant [1.3]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/11/26