|
|
|
|

Entry1  saram-panafody
Elementary words  2  sara, 3  fanafody
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1]
Explanations in French  6  compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196]
Examples  7  na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Synonyms  8  saram-panafana

Updated on 2025/09/12