|
|
|
|

Entry (1/2) 1  saotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
4 Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [1.1]
5 [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [1.1]
Explanations in English  6 thanks, thanksgiving; gratitude [1.7]
Explanations in French  7 remerciement, reconnaissance [1.8]
Examples  8  Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [2.470#162]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Combinations  20  3 expressions, toponymes, etc... with that word

Entry (2/2) 21  saotra
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23 [Sihanaka] talenta ratsy [1.78]

Anagrams  saotra, 24 sorata, soratà, 25 tarosa, 26 tsarao

Updated on 2026/03/07