Entry misaotra (saotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho
¶ Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [Rajemisa 1985]
English translation to thank; to bless; to divorce one's wife [Hallanger 1973]
French translation remercier; bénir; divorcer de sa femme [Hallanger 1974]
Morphology 
misaotra
nisaotra
hisaotra
misaora
Examples 
1Misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo! [Rajohanesa: Kintana]
2Misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 161]
Quotes 

Updated on 2020/07/31