| Entry | 1 saotsaotra |
| Root | 2 saotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 [duplicatif fréquentatif]
[1.3#578] |
| Examples |
5 Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano.
[2.472]
6 Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka. [2.470] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|