|
|
|
|

Entry1  fananda
Root  2 sanda
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany. [1.1]

Anagrams  5 fananda, 6 fandana

Updated on 2025/11/11