| Entry | 1 sandana |
| Root | 2 sanda |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana:
5 Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao [1.1] 6 asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy [2.285#217] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|