|
|
|
|

Entry1  asanda
Root  2 sanda
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny?. [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2025/09/12