Entry sakoa
Part of speech noun
Malagasy definition Hazo fihinam-boa (Spondias cythoerea) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Spondias cythoerea
Toponymy Place names having the word sakoa (4): Sakoa, Sakoambelona, Sakoampolo, Sakoandroa

Entry sakoa
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition Teny fanakorana ny voa, toy ny milaza hoe "tsara izay!": Nianjera ny anao, sakoa! kevokevoka loatra [Rajemisa 1985]
Synonyms sakoizay
Examples Hià, sakoa izay, masonay no nahita. [Baiboly: 23:035:021/Salamo 35:21..]

Entry Sakoa
Part of speech name (toponym) [full list]
French definition petit affluent de l' Onilahy [Rajemisa 1966]
Vocabulary 

Entry Sakoa (sakoa)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy sakoa

2013/10/10