|
|
|
|

Entry (1/3)1  koa
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.78] indray, sy [Taisaka]
4  [1.78] toa, toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary) [Tanala]
5  [1.1] Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva
Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao
Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao
Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao
Explanations in English  6  [1.7] also, and so
Explanations in French  7  [1.3#342, 1.8] et
8  [1.8] aussi, de plus
All compound words 

Entry (2/3)16  koa
Part of speech  17  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.78] kosa [Bara]

Entry (3/3)19  koa
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka
Explanations in French  22  [1.3#342] action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Anagrams  35 ako, akô, 36 koa, 37 oka

Updated on 2025/09/13