| Entry | 1 sakeli-mihoa-joro |
| Elementary words | 2 sakelika, 3 mihoatra, 4 zoro |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa)
[1.1] |
| Explanations in French |
7 (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro :
8 l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196] |
| Vocabulary | 9 Botany 10 Economy: agriculture |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/13 |
|