| Entry | 1 mihoatra |
| Root | 2 hoatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra.
5 Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto. 6 Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to exceed; to be above; to pass on the road.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 excéder; surpasser.
[1.8] |
| Examples |
9 Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka
[2.324]
10 Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470] |
| Morphology |
|
| All compound words | 15 12 combinations of this word |
| Anagrams | 16 amotrahy, 17 hiamotra, 18 mahatory, 19 miahotra, 20 mihaotra, 21 mihoatra, 22 miohatra, 23 mirotaha, 24 mitoraha |
| Updated on 2025/11/11 |
|