| Entry | 1 renirano |
| Elementary words | 2 reny, 3 rano |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1] 6 rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13] |
| Explanations in French |
7 cours d'eau [1.13] |
| Examples |
8 Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe.
[2.472]
9 Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324] |
| Vocabulary | 10 Geography: (in general) |
| Analogs | 11 ony |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Tables and plates |
13 rivers |
| Illustrations |
|
| Updated on 2025/10/11 |
|