Entry rovi-damba ririnina (rovitra, lamba, ririnina)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza fahoriana faran' izay mafy, satria ny ririnina efa mangatsiaka ary amin' io indray no rovi-damba [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/06/09