|
|
|
|

Entry 1  rora
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [1.1]
Explanations in English  15 spittle [1.7]
Explanations in French  16 salive, crachin [1.8]
Examples  17  na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [2.470#147]
Analogs  18  ivy, 19  ranivy
Combinations  20  12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word rora
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21