Entry arora (rora)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avoaka miaraka amin' ny rora: Aroray haingana ilay vatomamy any am-bavanao iny [1.1]
Morphology 
Present : arora, arorako, aroranao, arorany, arorantsika, aroranay, aroranareo, aroran', aroran-, aroram-
Past : narora, narorako, naroranao, narorany, narorantsika, naroranay, naroranareo, naroran', naroran-, naroram-
Future : harora, harorako, haroranao, harorany, harorantsika, haroranay, haroranareo, haroran', haroran-, haroram-
Imperative : aroray

Anagrams 

Updated on 2023/01/20