Entry rorana (rora)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tsipazana rora: Nororan' ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina
Atao tsinontsinona, tebahina, fotsifotsina, zimbazimbaina: Nororany ilay mpangalatra dia lasa izy [1.1]
Explanations in English To be spat upon [1.7]
Explanations in French Sur qui ou quoi on crache [1.8]
Morphology 
Present : rorana, rorako, roranao, rorany, rorantsika, roranay, roranareo, roran', roran-, roram-, rora-
Past : nororana, nororako, nororanao, nororany, nororantsika, nororanay, nororanareo, nororan', nororan-, nororam-, norora-
Future : hororana, hororako, hororanao, hororany, hororantsika, hororanay, hororanareo, hororan', hororan-, hororam-, horora-
Imperative : rorao

Updated on 2023/01/20