|
|
|
|

Entry1  ritra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza rano lany tsy misy intsony, tankina, sy maina: Ritra ny loharano ka tsy mahita hantsakana ny olona.
4 Enti-milaza zavatra handroina ka mass-ka rehefa lasan-ko fofona ny rano nahandroana azy: Efa ritra ny vary ao am-bilany ka antsoy ny olona fa hisakafo isika.
5 Ringana, maty daholo, ripaka: Ritra tamin' ilay tondra-drano iny ny vorona nompianay teto.
6 Lany, ringana, majifa, mafafa: Ritra tamin' ny loka ny hareny. [1.1]
Explanations in English  7 dried up, all gone. [1.7]
Explanations in French  8 Desséché, sans eau: Ritra ny tanimbary (Les rizières sont desséchées).
9 tari: Ritra ity loharano il y (Cette source a tari).
10 évaporé, absorbé: Ritra ny hena (L'eau de la viande est évaporée) ~ Ritra ny vary ao am-bilavy (L eau est évaporée dans la marmite où cuit le riz).
11 exterminé, comme dans une épidémie: Ritra ny vahoaka tamin' izany areti-mifindra izany (Le peuple fut exterminé dans cette épidémie).
12 consumé: Ritra ny hareny tamy ny fisotroan-toaka (Il a consumé sa fortune en buvant du rhum).
13 épuisé: Ritra ny voankazonay (Nos fruits sont épuisés).
14 saisis tous d'un rire général: Ritry ny hehy ny olona (Tout le monde fut saisi de rire). [1.3]
15 desséché, évaporé. [1.8]
16 (toute l'île). Racine verbale et adjectif, sens général : desséché..
17 En parlant des fruits, se dit de ceux qui sont spongieux, sans jus. Par exemple : ritra ilay voasary : cette orange est spongieuse, sans jus.. [1.196]
Examples  18  ny oran-ko ritra / ny oran-ko tankina / tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Prepositions :
Vocabulary  32  Botany: (in general)
All compound words  33  8 combinations of this word
Proverbs  34  Proverbs containing that word

Anagrams  35 ritra, 36 trira

Updated on 2025/11/09