| Entry | 1 fandritra |
| Root | 2 ritra |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana
5 Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|