|
|
|
|

Entry (1/2) 1  ririnina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fizaran-taona mangatsiaka, manarakaraka ny fararano, izay iririsan' ny fanala ny ravin-kazo ka mahatonga azy hihintsana: rakodrahona matetika ny lanitra ary mifafy ny erika arahindrivotra mamirifiry avy atsimo atsinanana; hatramin' ny volana jiona ka hatramin' ny aogositra no aharetan' ny ririnina. (Ny ririnina dia antsoina koa hoe: main-tany) [1.1]
Explanations in English  4 winter, the cold and dry season [1.7]
Explanations in French  5 l'hiver, la saison froide et sèche [1.8]
Examples  6  natahorana hosovoka vao maraina ny hatsiaka noho ny fiandohan' ny ririnina. [2.470#56]
7  Ny ririnina nanaraka iny fahavoazana niraisana iny mantsy, nanorina trano biriky ngezabe ry zareo. [2.472#28]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Vocabulary  12  Time 13  Geography: (in general)
Synonyms  14 maintany
Analogs  15  fahavaratra, 16  fararano, 17  lohataona
Combinations  18  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ririnina
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 20  ririnina
Elementary words  21 ririnina
Part of speech  22  name (poem title) [Full list]
Vocabulary  23  Literature: poems
Author  24 Andrianjatovo Haëckel

Anagrams  Ririnina, ririnina

Updated on 2026/05/22