| Entry (1/2) | 1 fandringana |
| Root | 2 ringa |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara.
[1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fandringana |
| Root | 6 ringana |
| Part of speech | 7 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
8 Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka.
9 Azo aringana. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|