Entry mirindrina (rindrina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
¶ Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [Rajemisa 1985]
Examples Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [Baiboly: 30:049:031/Jeremia 49:31..]
Morphology 
mirindrina
nirindrina
hirindrina
mirindrìna
Compound words, titles, names 

Entry mirindriña
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] manidintsidina [Rakotosaona 1972]

Entry mirindrìna (rindrina)
Part of speech imperative of active verb mirindrina [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]
Examples Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [Baiboly: 33:003:024/Ezekiela 3:24..]

2013/05/08