Entry rindra
Part of speech noun
Malagasy definition Ny hoditry ny zozoro anaovana tsihy [Rajemisa 1985]
French definition l'écorce du zozoro employée pour faire des nattes [Abinal 1888]

Entry rindra
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra natao ho afaka hiditra tsara ao anatin' ny zavatra iray hafa noho ny kinifinifiny afaka mikorisa amin' ny lavaka namboarina ho an' izany amin' ilay lavaka faharoa, saikirò: Tapaka ao anatin' ny ambaviny ny rindrankazo [Rajemisa 1985]
English definition the thread of a screw or bolt [Hallanger 1973]
French definition pas de vis et filet de la vis [Abinal 1888]
 pas de vis, filet de vis [Hallanger 1974]
Vocabulary 

Entry rindra
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ Filantolantoana na fandaharana zavatra maro mba hifanaraka tsara [Rajemisa 1985]
English definition arrangement [Hallanger 1973]
French definition ordre, arrangement, disposition [Abinal 1888]
 arrangement harmonieux [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2013/11/06