|
|
|
|

Entry1  mirindra
Part of speech  2  adjective
Root  3  rindra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay
Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale
Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity
5  [1.13] mifanaraka tsara
Explanations in French  6  [1.13] harmonieux
All compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word mirindra

Anagrams  9 mandriry, 10 mirindra

Updated on 2025/09/12