|
|
|
|

Entry1  renivola
Elementary words  2  reny, 3  vola
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola
Vola ampiasaina hahazoana tombony [1.1]
Explanations in English  6  capital set out at interest; the principal lent out [1.7]
Explanations in French  7  capitaux investis ou prêtés; le capital [1.8]
Examples  8  Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana. [1.320#]
All compound words 
Vocabulary  10  Economy: finances, management

Anagrams  11 Narivelo, 12 renivola, 13 velirano, 14 vely rano

Updated on 2025/09/12