Entry rano tsilany (rano, tsilany)
Part of speech expression
Malagasy definition lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
¶ (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [Rajemisa 1985]
Analogues  antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry

Updated on 2020/07/31