Entry tsilany
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba fandry ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony
¶ Fitoeran-javatra ka ny vavany ambony [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23