Entry ando
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano. [Rajemisa 1985]
English translation   the dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.] [Richardson 1885]
   dew [Hallanger 1973]
French translation   rosée [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
French translation   l'humidité [Abinal 1888]
Examples   Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza; [Randzavola: Baiboly, page 195]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/07/07