Entry rano dikain' ny zinga (rano, dika, zinga)
Part of speech expression
Malagasy definition fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31