Examples |
6 Izany mihitsy no rangory fototry ny afo tao Imamo tao.
[2.528#126]
7 izay levona satria nampangaina ho rangory fototry ny afon' ny tabataba.
[2.113#85]
8 |Handeha hifindra fonenana sy hiova tokantrano Ramatoa izay rangory fototry ny afo, vavahady anton' ny vohitra, ary varavarana anton' ny trano.
[2.346##27]
9 izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao.
[2.472#154]
10 Ankoatran' ny antony maro moa, matetika ny afitsok' ireo sasantsasany amin' ny iraka na solotenantsika fitondram-panjakana any ifotony sy Faritra rehetra any no rangory fototry ny afo.
[1.368]
|