Entry Rangory
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Examples   Rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao [Callet: Tantara, page 629]
Vocabulary  

Entry Rangory
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Examples   izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [Andraina: Mitaraina, page 154]
Vocabulary  

Entry Rangory
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Examples  
1Nandre ny lazanao aho
Rangory monina anosy
nita lakana omaly aho
ka nitsipa-dakana indray
izany hianao hono
raha tsy ariary folo lelavola
tsy mandeha
[Fox: Hainteny, number 56]
2matesa anie aho ray itsiana
fa nitokana ilay toa-tsiary
ary Rangory nilaiko tsy nety
izaho nila tsy tia loatra
[Fox: Hainteny, number 174]
Vocabulary  

Entry Rangory
Part of speech   name (fictitious character) [list]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/06/24