Entry rambon-tsaka rambon' alika (rambo, saka, alika)
Part of speech expression
French definition antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany [Veyrières 1913]

2016/10/10