Entry rakitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny tao na
¶ Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy
¶ Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly
¶ Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rahitra no hotantazana eo am-baravarana. [Rajemisa 1985]
English definition   a treasure, a hoard. [Richardson 1885]
   a hoard, a treasure; a collection in church [Hallanger 1973]
French definition   accumulation, trésor; quête à l'église [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/07/26