Entry rakibolana (rakitra, volana)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy [Rajemisa 1985]
Examples  
1Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [Razafiarivony: Harivolana, page 11]
2Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia « mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy. [ , 2003/12/05]
Compound words, titles, names  

Entry Rakibolana
Part of speech   name (book or play title)
Malagasy definition   jereo Rakotosaona: Rakibolana
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/19