| Entry | 1 Rajaobelison Samuël |
| Elementary words | 2 Rajaobelison, 3 Samuël |
| Part of speech | 4 name (anthroponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Rajaobelison Samuël (1915-) (Zakarandahy)
[3.1] 6 Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, 7 teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: 8 mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; 9 ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, 10 izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. [2.314] |
| Vocabulary | 11 Literature: authors |
| Literary works |
12 Mpanjono 13 Mpikororoka ampombo 14 Ralaikamboty 15 Voninkazo taratasy 16 1957 Fehezam-bary gasy |
| Updated on 2025/11/20 |
|