| Entry (1/2) | 1 zakarandahy |
| Part of speech | 2 noun |
| Examples |
3 Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna.
[2.356]
|
| Vocabulary | 4 Botany |
| Other spellings | 5 zakarandaha |
| Entry (2/2) | 6 Zakarandahy |
| Part of speech | 7 name (pseudonym) [Full list] |
| Explanations in French |
8 Samuël Rajaobelison [1.11] |
| Examples |
9 Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko;
[2.314#10]
|
| Vocabulary | 10 Literature: authors |
| Tables and plates |
11 Pseudonyms of Malagasy writers |
| Anagrams | 12 zakarandahy, Zakarandahy |
| Updated on 2025/10/18 |
|