|
|
|
|

Entry1  raha jaka dia jaka tokoa
Elementary words  2  raha, 3  jaka, 4  tokoa
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  teny atao rehefa manolotra ny jakam-pandroana ka entina miala tsiny amin' ny hakelin' ny zavatra atolotra [1.1]

Updated on 2025/09/12