Entry jaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
¶ Vola natao solon' izany
¶ Fanomezana [Rajemisa 1985]
   haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry jaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   teny, fiteny [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/04/02